Psalms 35:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanahiko kosa dia hiravoravo ao amin’NY TOMPO sy ho faly amin’ny famonjeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanahiko kosa hifaly amin’i Iaveh, hiravoravo amin’ny famonjeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny nataon’ny TOMPO kosa no hifaliako; ary ny amin’ny famonjeny no hiravoravoako.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanahiko kosa hifaly amin'i Jehovah sy ho ravoravo amin'ny famonjeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanahiko kosa dia hiravoravo ao amin’NY TOMPO sy ho faly amin’ny famonjeny.
malagasy
Fa ny fanahiko kosa hifaly amin'i Jehovah sy ho ravoravo amin'ny famonjeny.