Psalms 36:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahareto amin’izay mahalala Anao ny famindramponao ary amin’ny mahitsy fo ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ao aminao no misy ny loharanon’aina; ary amin’ny fahazavanao no ahitanay fahazavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ao aminao ny loharanon’aina; ny fahazavanao no manazava anay.
Malagasy Bible 1865
Ampahareto amin'izay mahalala Anao ny famindram-ponao, ary ny fahamarinanao amin'ny mahitsy fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahareto amin’izay mahalala Anao ny famindramponao ary amin’ny mahitsy fo ny fahamarinanao.
malagasy
Ampahareto amin'izay mahalala Anao ny famindram-ponao, ary ny fahamarinanao amin'ny mahitsy fo.