Psalms 36:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tohizo ny hatsaram-ponao amin’izay matahotra Anao, sy ny fahamarinanao amin’izay mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola anehoy fitiavana ireo mahalala Anao; ho marina hatrany Ianao amin’ireo mahitsy fo.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan'ny ratsy fanahy.Indreo! efa lavo ny mpanao ratsy; naripaka izy ka tsy maharina.