Psalms 36:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany no mahalavo ny mpanao ratsy; mianjera izy ka tsy tafarina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny tongotry ny mpiavonavona tsy hahatratra ahy, ary ny tanan’ny ratsy fanahy tsy hampandositra ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanosihosy ahy anie ny mpiavonavona; tsy haharoaka ahy anie ireo olon-dratsy!
Malagasy Bible 1865
Indreo! efa lavo ny mpanao ratsy; naripaka izy ka tsy maharina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany no mahalavo ny mpanao ratsy; mianjera izy ka tsy tafarina.
malagasy
Indreo! efa lavo ny mpanao ratsy; naripaka izy ka tsy maharina.