Psalms 36:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa miarahaba tena kosa izy ka tsy mahafantatra ny helony sady tsy mankahala izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsy fahamarinanao miteny amin’ny ratsy fanahy ao am-pony; ny fahatahorana an’Andriamanitra tsy mba eo imasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voarakitra ato an-tsaiko hatrany ny teny fikomian’ny olon-dratsy hoe: «Tsy misy dikany aminay ny fanajana an’Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
Fa miarahaba tena izy ny amin'ny tsy hahitana ny helony ka hankahalana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa miarahaba tena kosa izy ka tsy mahafantatra ny helony sady tsy mankahala izany.
malagasy
Fa miarahaba tena izy ny amin'ny tsy hahitana ny helony ka hankahalana azy.