Psalms 36:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny vavany dia faharatsiam-panahy sy fitaka; tsy ao an-tsainy intsony ny hanao ny tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mandoka tena izy, eo imason’Andriamanitra. Mihevitra fa hoe angamba tsy ho hitan’Andriamanitra na oviana na oviana sy tsy hankahalainy ny helony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandoka tena loatra izy, ka tsy miaiky hadisoana na mankahala izany.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny vavany dia faharatsiam-panahy sy fitaka; tsy ao an-tsainy intsony ny hanao ny tsara.
malagasy
Ny tenin'ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.