Psalms 36:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asa ratsy no saintsaininy eo am-pandrianany; mitsangana eo amin’ny lalana tsy mety izy; tsy mba laviny akory ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fahamarinana sy fitaka no tenenin’ny vavany; efa natsahany ny mahalala sy manao soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay teny lazainy dia heloka sy fitaka; nofy azy mihitsy ny hoe hanao ny tsara.
Malagasy Bible 1865
Faharatsiana no saintsaininy eo am-pandriany; mitsangana eo amin'ny lalana tsy mety izy; ny ratsy tsy mba laviny akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asa ratsy no saintsaininy eo am-pandrianany; mitsangana eo amin’ny lalana tsy mety izy; tsy mba laviny akory ny ratsy.
malagasy
Faharatsiana no saintsaininy eo am-pandriany; mitsangana eo amin'ny lalana tsy mety izy; ny ratsy tsy mba laviny akory.