Psalms 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, mipaka amin’ny lanitra ny famindramponao, miantefa amin’ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fahamarinana no saintsaininy eo am-pandriany; lalana tsy marina no ifikirany; tsy ariany ny ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao am-pandriany no isainany ny heloka heveriny hatao; mikiribiby amin’ny fanao tsy mety izy ary tsy laviny akory ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, mipaka amin'ny lanitra ny famindram-ponao; mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, mipaka amin’ny lanitra ny famindramponao, miantefa amin’ny rahona ny fahamarinanao.
malagasy
Jehovah ô, mipaka amin'ny lanitra ny famindram-ponao; mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.