Psalms 36:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre ny hatsaran’ny famindramponao, Andriamanitra ô! Mialoka eo ambany elatrao ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny tendrombohitr’Andriamanitra ny hatsaram-ponao, toy ny hantsana lehibe indrindra ny fitsarànao. Ry Iaveh, samy tandremanao ny olona sy ny biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avo toy ireo tendrombohitra ny fahamarinanao; lalina toy ny ranomasina izany fitsarànao. TOMPO ô, samy vonjenao na olombelona na biby.
Malagasy Bible 1865
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin'ny aloky ny elatrao ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre ny hatsaran’ny famindramponao, Andriamanitra ô! Mialoka eo ambany elatrao ny zanak’olombelona.
malagasy
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin'ny aloky ny elatrao ny zanak'olombelona.