Psalms 36:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voky ny matavy ao amin’ny tranonao izy; ny zava-tsoanao mikoriana no ampisotroinao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory ity hasarobidin’ny hatsaram-ponao, Andriamanitra ô. Ny aloky ny elatrao no itadiavan’ny zanak’olombelona fialofana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sarobidy loatra ny fitiavanao, Andriamanitra ô, ka mitady fialofana eo ambany elatrao ny olona;
Malagasy Bible 1865
Voky ny matavy ao an-tranonao izy; ary ny ony fampifalianao no ampisotroanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voky ny matavy ao amin’ny tranonao izy; ny zava-tsoanao mikoriana no ampisotroinao azy.
malagasy
Voky ny matavy ao an-tranonao izy; ary ny ony fampifalianao no ampisotroanao azy.