Psalms 36:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao Aminao no misy loharanon’aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Boboky ny menaky ny tranonao izy; ary onim-pifaliana no ampisotroanao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fenoinao harena avy ao an-tranonao izy, ka diboka ny zava-tsoa mandriaka toy ny ony.
Malagasy Bible 1865
Fa ao aminao no misy loharanon'aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao Aminao no misy loharanon’aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.
malagasy
Fa ao aminao no misy loharanon'aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.