Psalms 37:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka kelikely dia tsy hisy ratsy fanahy intsony! Handinika ny fonenany ianao fa tsy ho ao intsony izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha afaka kelikely foana dia tsy ho eo intsony ny ratsy fanahy; mijery ny fitoerany ianao, fa efa nanjavona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho ela dia hanjavona ny olon-dratsy; handinika izay nisy azy ianao, fa tsy hahita na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy ny ratsy fanahy; Handinika ny fonenany ianao, fa tsy ho hita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka kelikely dia tsy hisy ratsy fanahy intsony! Handinika ny fonenany ianao fa tsy ho ao intsony izy!
malagasy
Fa rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy ny ratsy fanahy; Handinika ny fonenany ianao, fa tsy ho hita izy.