Psalms 37:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin’ny haben’ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny malemy fanahy no hanana ny tany; ka ho finaritra mankafỳ fiadanana lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny malemy fanahy no handova ny tany ka ho finaritra hombam-piadanam-be.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin'ny haben'ny fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin’ny haben’ny fiadanana.
malagasy
Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin'ny haben'ny fiadanana.