Psalms 37:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao hevi-dratsy hamelezany ny marina ny ratsy fanahy ka mihidy vazana aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy namoron-tsain-dratsy, hamelezana ny marina, sady manidy vazana aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy manao hafetsena hamely ny marina sy mihidy vazana ho fankahalana azy,
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy manao hevi-dratsy hamelezana ny maraina ka mihidy vazana aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao hevi-dratsy hamelezany ny marina ny ratsy fanahy ka mihidy vazana aminy.
malagasy
Ny ratsy fanahy manao hevi-dratsy hamelezana ny maraina ka mihidy vazana aminy.