Psalms 37:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihomehy azy ny Tompo satria hitany fa ho tonga ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Tompo kosa mihomehy ny ratsy fanahy, satria hitany fa tonga ny androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanjo izy ihomehezan’ny Tompo Izay mahita fa antomotra ny andro famaliana.
Malagasy Bible 1865
Ny tompo mihomehy azy, satria hitany fa ho tonga ny androny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihomehy azy ny Tompo satria hitany fa ho tonga ny androny.
malagasy
Ny tompo mihomehy azy, satria hitany fa ho tonga ny androny.