Psalms 37:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatsoaka ny sabany ny ratsy fanahy ka nanenjana ny tsipìkany mba hampikarapoka ny ory sy ny mahantra ary hamono ny mahitsy lalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy manatsoaka ny sabany, manenjana ny tsipìkany handavo ny ory sy ny malahelo, hamono izay mahitsy lalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manatsoaka sabatra ireo olon-dratsy ary koa manenjana tsipîka mba handavoana ny ory sy ny mahantra ary hamonoana ny mahitsy fomba fiaina.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy nampitsoaka ny sabany ka nanenjana ny tsipìkany mba hampikarapoka ny ory sy ny malahelo, ary hamono ny mahitsy lalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatsoaka ny sabany ny ratsy fanahy ka nanenjana ny tsipìkany mba hampikarapoka ny ory sy ny mahantra ary hamono ny mahitsy lalana.
malagasy
Ny ratsy fanahy nampitsoaka ny sabany ka nanenjana ny tsipìkany mba hampikarapoka ny ory sy ny malahelo, ary hamono ny mahitsy lalana.