Psalms 37:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsatoka amin’ny fony ihany ny sabany ary ho tapatapaka ny tsipìkany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sabany hiditra amin’ny fony ihany; ary ny tsipìkany ho tapatapaka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hifotitra ny sabatra eny an-tanany ka hitsatoka amin’ny fony ihany; ary ny tsipîkany ho tapatapaka.
Malagasy Bible 1865
Ny sabany hitsatoka amin'ny fony ihany, ary ny tsipìkany ho tapatapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsatoka amin’ny fony ihany ny sabany ary ho tapatapaka ny tsipìkany.
malagasy
Ny sabany hitsatoka amin'ny fony ihany, ary ny tsipìkany ho tapatapaka.