Psalms 37:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara lavitra ny kely ananan’ny olona marina iray noho ny be ananan’ny ratsy fanahy maro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo ny kely ananan’ny olo-marina, toy izay ny be ananan’ny olon-dratsy maro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo ny kely ananan’ny olo-marina toy izay ny harem-ben’ny olon-dratsy,
Malagasy Bible 1865
Tsara lavitra ny kely ananan'ny ratsy fanahy maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara lavitra ny kely ananan’ny olona marina iray noho ny be ananan’ny ratsy fanahy maro;
malagasy
Tsara lavitra ny kely ananan'ny ratsy fanahy maro.