Psalms 37:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho tapatapaka ny sandrin’ny ratsy fanahy, fa NY TOMPO manohana ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny sandrin’ny mpanao ratsy, ho tapatapaka; ary ny olo-marina kosa hotohanan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ho potika ny fahefàn’ny olon-dratsy fa ny olo-marina kosa hotohanan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sandrin'ny ratsy fanahy ho tapatapaka; Fa Jehovah manohana ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho tapatapaka ny sandrin’ny ratsy fanahy, fa NY TOMPO manohana ny marina.
malagasy
Fa ny sandrin'ny ratsy fanahy ho tapatapaka; Fa Jehovah manohana ny marina.