Psalms 37:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatry NY TOMPO ny andron’ny olo-mahitsy ary ho mandrakizay ny lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Iaveh ny andron’ny marina; ary ny lovany haharitra mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO mitsimbina ny fiainan’ny manan-tsiny, ka ny tany zara lovany dia ho azy mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Fantatr'i Jehovah ny andron'ny mahitsy; Ary ny lovany ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatry NY TOMPO ny andron’ny olo-mahitsy ary ho mandrakizay ny lovany.
malagasy
Fantatr'i Jehovah ny andron'ny mahitsy; Ary ny lovany ho mandrakizay.