Psalms 37:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba hitsanga-menatra ireny amin’ny andro fahoriana ary amin’ny taona misy mosary dia ho voky izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba menatra izy amin’ny andron’ny fahoriany; ary ho voky amin’ny taona mosarena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fotoana mahory dia tsy hiraika izy, ary amin’ny andro mosarena dia hanana izay ilainy.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba ho menatra amin'ny andro fahoriana ireny; ary amin'ny taona mosarena dia ho voky izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba hitsanga-menatra ireny amin’ny andro fahoriana ary amin’ny taona misy mosary dia ho voky izy.
malagasy
Tsy mba ho menatra amin'ny andro fahoriana ireny; ary amin'ny taona mosarena dia ho voky izy.