Psalms 37:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa maina vetivety tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hojinjaina faingana tahaka ny ahitra ireny, ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa toy ny ahitra ireny ka malaky malazo, toy ny vilo-maitso ka mbola hihamaina.
Malagasy Bible 1865
Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa maina vetivety tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
malagasy
Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.