Psalms 37:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho ringana ny ratsy fanahy ary ho tahaka ny voninahitry ny saha ny fahavalon’NY TOMPO; ho levona izy; eny, ho levon-ko setroka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ratsy fanahy kosa ho levona; ny fahavalon’i Iaveh hanahaka ny voninahitry ny tanim-bilona; ho lasan-ko setroka ireny, dia ho levona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho ringana ny ratsy fanahy dia ireo fahavalon’ny TOMPO; ho tahaka ny voninkazo eny an-tsaha izy ka ho levona, eny, ho levona toy ny setroka.
Malagasy Bible 1865
Fa ny ratsy fanahy haringana, ary ny fahavalon'i Jehovah ho tahaka ny voninahitry ny saha; Ho levona izy, eny, ho levon-ko setroka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho ringana ny ratsy fanahy ary ho tahaka ny voninahitry ny saha ny fahavalon’NY TOMPO; ho levona izy; eny, ho levon-ko setroka izy.
malagasy
Fa ny ratsy fanahy haringana, ary ny fahavalon'i Jehovah ho tahaka ny voninahitry ny saha; Ho levona izy, eny, ho levon-ko setroka izy.