Psalms 37:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitrosa ny ratsy fanahy nefa tsy manonitra, fa mamindra fo kosa ny marina ka manome.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy misambotra, nefa tsy mamerina, fa ny marina kosa be antra ka manome.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ratsy fanahy misambotra tsy mamerina, fa ny olo-marina kosa miantra ka manome.
Malagasy Bible 1865
Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manohitra; Fa ny marina kosa mamindra fo ka manome.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitrosa ny ratsy fanahy nefa tsy manonitra, fa mamindra fo kosa ny marina ka manome.
malagasy
Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manohitra; Fa ny marina kosa mamindra fo ka manome.[Na: tsy mahonitra]