Psalms 37:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay tahiny no handova ny tany ary izay ozoniny kosa no hofongorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tahin’i Iaveh hanana ny tany; izay ozoniny dia hofongorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tahîn ’ny Tompo no handova ny tany, fa izay ozoniny kosa dia ho fongotra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tahìny no handova ny tany; Ary izay ozoniny kosa no hofongorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay tahiny no handova ny tany ary izay ozoniny kosa no hofongorana.
malagasy
Fa izay tahìny no handova ny tany; Ary izay ozoniny kosa no hofongorana.