Psalms 37:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’NY TOMPO no mahalavorary ny dian’ny olona ka Izy no mankasitraka ny lalany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no mahamafy ny dian’ny olo-marina; ary mankasitraka ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mahafaly ny TOMPO ny fitondrantenan’olona iray, dia Izy no hampahery azy eo amin’ny lalan-kalehany;
Malagasy Bible 1865
Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’NY TOMPO no mahalavorary ny dian’ny olona ka Izy no mankasitraka ny lalany;
malagasy
Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.