Psalms 37:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka satria NY TOMPO no mitantana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha lavo izy tsy mba miampatra amin’ny tany; fa i Iaveh mitantana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha solafaka ilay olona, dia tsy mba hidaraboka satria tantanan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka satria NY TOMPO no mitantana azy.
malagasy
Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.