Psalms 37:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa mba tanora ihany aho ary efa antitra ankehitriny, fa tsy mbola hitako izay marina nafoy, na ny zanany mangataka hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa tanora ihany aho; ary indro antitra ankehitriny; fa tsy mba hitako nafoy izay olo-marina, na ny taranany nangataka hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanora aho fahiny, fa antitra izao; kanefa na oviana na oviana aho tsy nahita olo-marina nilaozan’ny Tompo na ny zanany lasa mpangataka.
Malagasy Bible 1865
Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra ankehitriny; Fa tsy mbola hitako mangataka hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa mba tanora ihany aho ary efa antitra ankehitriny, fa tsy mbola hitako izay marina nafoy, na ny zanany mangataka hanina.
malagasy
Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra ankehitriny; Fa tsy mbola hitako mangataka hanina.