Psalms 37:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra ary hotahina ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Antra olona mandrakariva izy ka mampisambotra; ary mahazo fanambinana ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantra isan’andro izy ka mampisambotra, ary andraisan’ny zanany fitahiana izany.
Malagasy Bible 1865
Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra; ary ny taranany hotahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra ary hotahina ny taranany.
malagasy
Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra; ary ny taranany hotahina.