Psalms 37:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halaviro ny ratsy ka manaova soa, dia honina mandrakizay ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaviro ny ratsy ary manaova ny tsara, dia mitoera mandrakizay ao am-ponenanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manalavitra ny ratsy ka manao ny tsara ianao, dia honina maharitra eo amin’ny tany lovanao.
Malagasy Bible 1865
Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Dia honina mandrakizay ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halaviro ny ratsy ka manaova soa, dia honina mandrakizay ianao.
malagasy
Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Dia honina mandrakizay ianao.