Psalms 37:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny marina dia handova ny tany ka honina eo aminy mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanana ny tany ny olo-marina, dia honina eo mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina no handova ny tany, ka honina mandrakizay ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny marina handova ny tany Ka honina ao aminy mandrakizay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny marina dia handova ny tany ka honina eo aminy mandrakizay.
malagasy
Ny marina handova ny tany Ka honina ao aminy mandrakizay