Psalms 37:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matokia NY TOMPO ianao ka manaova soa, dia honina amin’ny tany ianao ka ho faly amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matokia an’i Iaveh, ary manaova soa; monena amin’ny tany ary manaràna fo amin’ny fahatokiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matokia ny TOMPO, manaova ny tsara, dia honina amin’ny tany nomeny ianao ka hiaina amim-pilaminana azo antoka.
Malagasy Bible 1865
Matokia an'i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin'ny tany ianao ka ho faly amin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matokia NY TOMPO ianao ka manaova soa, dia honina amin’ny tany ianao ka ho faly amin’ny fahamarinana.
malagasy
Matokia an'i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin'ny tany ianao ka ho faly amin'ny fahamarinana.