Psalms 37:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miresaka fahendrena ny vavan’ny marina ary manambara ny rariny ny lelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milaza fahendrena ny vavan’ny marina; ary manambara ny rariny ny lelany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahendrena no lazain’ny olo-marina; ara-drariny ny zavatra ambarany.
Malagasy Bible 1865
Ny vavan'ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miresaka fahendrena ny vavan’ny marina ary manambara ny rariny ny lelany.
malagasy
Ny vavan'ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.