Psalms 37:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalànan’Andriamaniny no ao am-pony; tsy mba ho solafaka ny diany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lalàn’ny Andriamaniny dia ao am-pony, tsy mba solafaka ny diany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalànan ’ny Andriamaniny no ao am-pony, ka tsy mba solafa-mamindra izy.
Malagasy Bible 1865
Ny lalàn'Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalànan’Andriamaniny no ao am-pony; tsy mba ho solafaka ny diany.
malagasy
Ny lalàn'Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.