Psalms 37:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratsy fanahy dia mitsikilo ny marina ka mitady ny hahafaty azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy mitsikilo ny marina, ka mitady izay hahafaty azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsikilovin’ny olon-dratsy ny olo-marina ary tadiaviny izay hahafaty azy, fa tsy avelan’ny Tompo ho azony na ho voaheloka any am-pitsarana.
Malagasy Bible 1865
Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratsy fanahy dia mitsikilo ny marina ka mitady ny hahafaty azy;
malagasy
Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.