Psalms 37:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO anefa tsy hahafoy azy eo an-tanany na hamela azy ho voaheloka raha tsaraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Iaveh tsy mahafoy azy ho eo an-tanany; ary tsy manameloka azy, raha avy izay hitsarana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miankîna am-paharetana amin’ny TOMPO ka ny lalana soritany no araho;
Malagasy Bible 1865
Jehovah tsy hahafoy azy eo an-tanany. Na hanameloka azy, raha tsaraina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO anefa tsy hahafoy azy eo an-tanany na hamela azy ho voaheloka raha tsaraina.
malagasy
Jehovah tsy hahafoy azy eo an-tanany. Na hanameloka azy, raha tsaraina izy.