Psalms 37:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miandrasa NY TOMPO ka tandremo ny lalany dia hanandratra anao handova ny tany Izy; ho faly ianao hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miandrasa an’i Iaveh, ary araho ny lalany, dia hanandratra anao Izy, ka hanana ny tany ianao; raha avy izay hamongorana ny ratsy fanahy, dia ho hitanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hasandrany ho mpandova ny tany ianao sady hahita ny olon-dratsy ho fongotra.
Malagasy Bible 1865
Miandrasa an'i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miandrasa NY TOMPO ka tandremo ny lalany dia hanandratra anao handova ny tany Izy; ho faly ianao hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy.
malagasy
Miandrasa an'i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.