Psalms 37:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa hitako ny ratsy fanahy fa loza loatra izy; nisandrahaka tahaka ny hazo maitso naniry ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny tsy mpivavaka efa mby eo amin’ny fanaperam-pahefana aho, nisandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho nahita olon-dratsy nanjakazaka ary nisandrahaka toa sederan’i Libano.
Malagasy Bible 1865
Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa hitako ny ratsy fanahy fa loza loatra izy; nisandrahaka tahaka ny hazo maitso naniry ho azy.
malagasy
Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;