Psalms 37:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nandalo izy ka indro, tsy teo intsony. Nitady azy aho nefa tsy hita izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandalo aho dia tsy teo intsony izy; nitady azy aho fa tsy hita intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandalo indray aho, dia tsy teo intsony izy, ary nokarohiko fa tsy nety hita.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nandalo izy ka, indro, tsy teo intsony; Ary nitady azy ka, tsy hita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nandalo izy ka indro, tsy teo intsony. Nitady azy aho nefa tsy hita izy.
malagasy
Kanjo nandalo izy ka, indro, tsy teo intsony; Ary nitady azy ka, tsy hita izy.