Psalms 37:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanota kosa dia hiara-haringana; ho fongotra ny hoavin’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny mpikomy kosa haringana avokoa; ny taranaky ny ratsy fanahy hofongorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-meloka kosa dia haringana avokoa: ny famongorana no valiny omena ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanota haringana avokoa; Ny hihafaran'ny ratsy fanahy ho fongotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanota kosa dia hiara-haringana; ho fongotra ny hoavin’ny ratsy fanahy.
malagasy
Fa ny mpanota haringana avokoa; Ny hihafaran'ny ratsy fanahy ho fongotra.