Psalms 37:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka NY TOMPO no iravoravoanao, dia homeny anao izay irin’ny fonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no ataovy firavoravoanao, dia omeny anao izay irin’ny fonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny TOMPO no hiravoanao, dia homeny anao izay irîn’ny fonao!
Malagasy Bible 1865
Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka NY TOMPO no iravoravoanao, dia homeny anao izay irin’ny fonao.
malagasy
Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao.