Psalms 37:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankino amin’NY TOMPO ny lalanao ary matokia Azy fa Izy no hanatanteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankino amin’i Iaveh ny anjaranao, dia matokia Azy, fa dia hanao Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankino amin’ny TOMPO ny fiainanao, ka itokio Izy fa hanao izay mahasoa.
Malagasy Bible 1865
Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankino amin’NY TOMPO ny lalanao ary matokia Azy fa Izy no hanatanteraka.
malagasy
Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.