Psalms 37:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampiseho ny fahamarinanao tahaka ny mazava Izy ary ny rariny ho anao tahaka ny mitataovovonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hataony mamirapiratra toy ny mazava ny fahamarinanao; ary tahaka ny andro mitatao vovonana ny fanananao ny rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rariny anananao hasehony ho toy ny mazavatsinanana; ny zo tandrify anao haharihariny ho tahaka ny mitataovovonana.
Malagasy Bible 1865
Ary hampiseho ny fahamarinanao tahaka ny mazava Izy, ary ny rariny ho anao tahaka ny mitataovovonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampiseho ny fahamarinanao tahaka ny mazava Izy ary ny rariny ho anao tahaka ny mitataovovonana.
malagasy
Ary hampiseho ny fahamarinanao tahaka ny mazava Izy, ary ny rariny ho anao tahaka ny mitataovovonana.