Psalms 37:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hofongorana ny mpanao ratsy ary izay manantena NY TOMPO no handova ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ratsy fanahy hofongorana; ary izay matoky an’i Iaveh no hanana ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria hofongorana ireo mpanao ratsy, fa izay matoky ny TOMPO no handova ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanao ratsy hofongoro-na; Ary izay miandry an'i Jehovah no handova ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hofongorana ny mpanao ratsy ary izay manantena NY TOMPO no handova ny tany.
malagasy
Fa ny mpanao ratsy hofongoro-na; Ary izay miandry an'i Jehovah no handova ny tany.