Psalms 38:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. Hitaomana an’Andriamanitra hahatsiaro azy.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy; ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy!
malagasy
[Fivavak'izay ory dia ory indrindra] Salamo nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy; ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.