Psalms 38:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miemponempona ny foko, nandao ahy ny heriko; tsy ato amiko intsony na ny fahiratan’ny masoko aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, eo anatrehanao avokoa ny faniriako, ary tsy miafina aminao ny sentosentoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, hitanao tokoa izay irîko, tsy miafina aminao ny sentosentoko;
Malagasy Bible 1865
Miemponempona ny foko, lany ny heriko, ary ny fahiratan'ny masoko aza efa nandao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miemponempona ny foko, nandao ahy ny heriko; tsy ato amiko intsony na ny fahiratan’ny masoko aza.
malagasy
Miemponempona ny foko, lany ny heriko, ary ny fahiratan'ny masoko aza efa nandao ahy.