Psalms 38:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manalavitra ny aretiko ny namako sy ny sakaizako ary mijanona eny lavitra eny ny havako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny foko miemponempona, ny heriko nandao ahy; ary ny fahiratan’ny masoko aza tsy ato amiko intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miemponempona ny foko, lany hery aho, ary efa jambena mihitsy ny masoko.
Malagasy Bible 1865
Ny olo-malalako sy ny sakaizako aza efa manalavitra ny fahoriako; Ary ny havako mijanona eny lavitra eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manalavitra ny aretiko ny namako sy ny sakaizako ary mijanona eny lavitra eny ny havako.
malagasy
Ny olo-malalako sy ny sakaizako aza efa manalavitra ny fahoriako; Ary ny havako mijanona eny lavitra eny.