Psalms 38:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao vela-pandrika ireo izay mitady ny aiko ary miteny fampihorohoroana ireo izay mitady hanimba ahy sady miteny fitaka mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manalavitra ny feriko ny sakaiza ama-namako, ary ny havako mihatakataka amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sakaizako sy ny olon-tiako aza mihataka ahy noho ny aretiko; ary ny havako manao tazan-davitra.
Malagasy Bible 1865
Mamela-pandrika izay mitady ny aiko; ary izay mitady hanimba ahy miteny fanimbana,sy misaim-pitaka mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao vela-pandrika ireo izay mitady ny aiko ary miteny fampihorohoroana ireo izay mitady hanimba ahy sady miteny fitaka mandrakariva.
malagasy
Mamela-pandrika izay mitady ny aiko; ary izay mitady hanimba ahy miteny fanimbana,sy misaim-pitaka mandrakariva.