Psalms 38:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia tahaka ny marenina ka tsy mandre ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mitady ny aiko mamela-pandrika; izay mikendry ny fahoriako manonona fandrahonana, tontolo andro izy misaina tetik’ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo maniry ny ahafatesako mamela-pandrika; ireo mitady hanisy ratsy dia miteny hasomparana, sy mamorom-pitaka isan’andro hamelezana ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia tahaka ny marenina ka tsy mandre, ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia tahaka ny marenina ka tsy mandre ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;
malagasy
Fa izaho dia tahaka ny marenina ka tsy mandre, ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;