Psalms 38:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, tahaka ny olona tsy mandre sady tsy misy teny havaly eo am-bavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho izany efa tahaka ny marenina tsy mahare; efa tahaka ny moana izay tsy mahaloa-bava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa toy ny marenina aho ka tsy mahahaino, ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;
Malagasy Bible 1865
Eny, dia tahaka ny olona tsy mandre, sady tsy misy teny havaly eo am-bavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, tahaka ny olona tsy mandre sady tsy misy teny havaly eo am-bavany.
malagasy
Eny, dia tahaka ny olona tsy mandre, sady tsy misy teny havaly eo am-bavany.